Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:13 - Baiboly Katolika

13 Fa satria hatramin’ny fahazazany, no natahorany an’Andriamanitra, sy nitandremany ny didiny mandrakariva, dia tsy mba nanana alahelo tamin’Andriamanitra izy, tamin’izany azon-doza tonga jamba izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fony nanatona ahy ilay zanak’osy, dia nibarareoka; koa nantsoiko ny vadiko ary nanontaniako hoe: –Avy aiza izany zanak’osy izany? Raha zavatra nangalarina, dia avereno any amin’ny tompony; fa tsy mahazo mihinana na inona na inona avy amin’ny halatra isika.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra