Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 2:14 - Baiboly Katolika14 fa naharitra tsy azo nohozongozonina tamin’ny fahatahorana an’Andriamanitra izy, nisaotra azy isan’andro nandritra ny andro niainany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fa novalian’i Hanà hoe: –Fanomezana nomena ahy ankoatra ny karamako io! Mbola tsy nino azy ihany aho ka nanizingizina ny hamerenana ilay zanak’osy amin’ny tompony. Nisafoaka tamin’ny vadiko aho noho izany toe-javatra izany, ka nanaovany setrin-teny hoe: –Aiza no mba vokatry ny asa fiantrànao? Aiza no mba vokatry ny soa nataonao? Jereo fa miharihary ny zava-mihatra aminao! Jereo ny toko |