Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 2:12 - Baiboly Katolika12 Fitsapana navelan’Andriamanitra hihatra aminy izany, mba hatao fakan-tahaky ny taranaka any aoriana ny faharetany, toy ny an’i Jôba lehilahy masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Natolony tamin’ireo mpampiasa azy ny zava-bitany; ireto kosa nanome karama azy. Tamin’ny volana Distra, andro fahafito, dia nahavita asa anankiray i Hanà ka natolony tamin’ny mpampiasa. Dia nomeny karama feno izy, ary nomeny koa zanak’osy hatao sakafo. Jereo ny toko |