Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 2:11 - Baiboly Katolika

11 Mbola natory teo izy no nisy tain-tsidintsidina mbola mafana nilatsaka avy amin’ny akaniny, teo amin’ny masony roa ka tonga jamba izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Tamin’izay i Hanà vadiko no voatery nirotsaka tamin’ny asan-tanana fanaom-behivavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 2:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra