Romana 4:9 - Baiboly Katolika9 Ary izany hasambarana izany ve, an’ny voafora ihany, sa an’ny tsy voafora koa? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Koa izany fahasambarana izany, moa an’ny voafora ihany va, sa an’ny tsy voafora koa? Satria lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan’i Abrahama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ho an’iza moa izany fahasambarana izany? Ho an’ny voafora ve sa ho an’ny tsy voafora koa? Voatsiahiko teo ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Ny finoana no nankatoavan’Andriamanitra an’i Abrahama ho marina.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ho an’iza moa izany fahasambarana izany? Ho an’ny voafora ve sa ho an’ny tsy voafora koa? Voatsiahiko teo ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Ny finoana no nankatoavan’Andriamanitra an’i Abrahama ho marina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Koa izany fahasambarana izany moa an’ny voafora ihany va, sa an’ny tsy voafora koa? fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan’i Abrahama. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Koa izany fahasambarana izany moa an'ny voafora ihany va, sa an'ny tsy voafora koa? fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan'i Abrahama. Jereo ny toko |