Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Romana 4:10 - Baiboly Katolika

10 Voalazantsika fa ny finoana dia notanana ho fahamarinan’i Abrahama. Oviana àry no nitanana izany? Tamin’izy efa voafora ve, sa fony izy mbola tsy voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy mbola tsy voafora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Ary ahoana izany? Tamin’i Abrahama efa voafora sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ary ahoana izany? Tamin’i Abrahama efa voafora sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin'izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin'izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.

Jereo ny toko dika mitovy




Romana 4:10
11 Rohy Ifampitohizana  

Ary izy ireo kosa rehefa mby amin’ny taranaka fahefatra dia hiverina aty; fa hatramin’izao dia mbola tsy feno mitafotafo ny faharatsian’ny Amôreana.»


Nony efa sivy amby sivy folo taona i Abrama dia niseho taminy i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra; mizora eo anatrehako ary aza manan-tsiny ianao;


Ka ny fanekena hotandremanareo, izay ifanekeko Izaho sy ianareo sy amin’ny taranaka handimby anao, dia izao: Hoforàna avokoa ny lehilahy eo aminareo.


Fa famantarana ny famorana, ka dia noraisiny tatỳ aoriana, mba ho tombokasen’ny fahamarinana azony noho ny finoana, fony izy mbola tsy voafora, mba ho rain’ny mpino rehetra izy, na dia ny tsy voafora aza, ka dia hotanana ho azy ireny koa ny fahamarinana;


Ary izany hasambarana izany ve, an’ny voafora ihany, sa an’ny tsy voafora koa?


satria ao amin’i Kristy Jesoa dia tsy mampaninona izay famorana na tsy famorana, fa ny finoana ampiasain’ny fitiavana ihany no izy.


Tsy mampaninona na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny ho olom-baovao no tena zavatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra