Romana 4:7 - Baiboly Katolika7 Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 «Sambatra ireo izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 «Sambatra ireo navelan’Andriamanitra fahotana sy nofoanany heloka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 «Sambatra ireo navelan’Andriamanitra fahotana sy nofoanany heloka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 ,,Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Jereo ny toko |