Nomery 5:30 - Baiboly Katolika30 na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana, ka miahiahy ny vadiny, dia hasainy mitsangana eo anatrehan’i Iaveh ny vadiny, ary hampiharin’ny mpisorona aminy izany lalàna rehetra izany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 na misy lehilahy azon’ny fahasaropiaro ka miahiahy ny vadiny: hasain’ny lahy miseho eo anatrehan’ny TOMPO ravehivavy hampiharan’ny mpisorona izany fombam-pivavahana rehetra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 na misy lehilahy azon’ny fahasaropiaro ka miahiahy ny vadiny: hasain’ny lahy miseho eo anatrehan’ny TOMPO ravehivavy hampiharan’ny mpisorona izany fombam-pivavahana rehetra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 na misy lehilahy azon'ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan'i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona. Jereo ny toko |