Nomery 5:29 - Baiboly Katolika29 «Izany no lalàna momba ny fiahiahiana, raha misy vehivavy eo am-pelatanan’ny lahy, nivily nanao fahalotoana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Izany no lalàna ny amin’ny ahiahy, raha misy vehivavy mivaona amin’ny vadiny ka voaloto; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 «Izany no lalàna momba ny fahasaropiaro, raha misy vehivavy ratsy fitondrantena ka voaloto tamin’ny fanitsakitsahana ny vadiny Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 «Izany no lalàna momba ny fahasaropiaro, raha misy vehivavy ratsy fitondrantena ka voaloto tamin’ny fanitsakitsahana ny vadiny Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Izany no lalàna ny amin’ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin’ny vadiny ka voaloto; Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Izany no lalàna ny amin'ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin'ny vadiny ka voaloto; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Izany no lalàna ny amin’ny ahiahy, raha misy vehivavy mivaona amin’ny vadiny ka voaloto; Jereo ny toko |