Nomery 5:28 - Baiboly Katolika28 Fa raha tsy nanao fahalotoana kosa ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy, ary hanana anaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Raha tsy voaloto kosa Ravehivavy fa madio dia ho afaka izy ka hanana anaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Fa raha tsy voaloto kosa izy fa madio, dia tsy hanan-tsiny ka mbola afaka hiteraka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Fa raha tsy voaloto kosa izy fa madio, dia tsy hanan-tsiny ka mbola afaka hiteraka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Nefa kosa, raha tsy voaloto ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy ka hanan-anaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Nefa kosa, raha tsy voaloto ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy ka hanan'anaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Raha tsy voaloto kosa Ravehivavy fa madio dia ho afaka izy ka hanana anaka. Jereo ny toko |