Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:30 - DIEM PROTESTANTA

30 na misy lehilahy azon’ny fahasaropiaro ka miahiahy ny vadiny: hasain’ny lahy miseho eo anatrehan’ny TOMPO ravehivavy hampiharan’ny mpisorona izany fombam-pivavahana rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 na misy lehilahy azon’ny fahasaropiaro ka miahiahy ny vadiny: hasain’ny lahy miseho eo anatrehan’ny TOMPO ravehivavy hampiharan’ny mpisorona izany fombam-pivavahana rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana, ka miahiahy ny vadiny, dia hasainy mitsangana eo anatrehan’i Iaveh ny vadiny, ary hampiharin’ny mpisorona aminy izany lalàna rehetra izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 na misy lehilahy azon'ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan'i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:30
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia saropiaro ny lahy ka miahiahy ny vadiny sady voaloto tokoa io; na saropiaro izy ka miahiahy ny vadiny saingy tsy voaloto kosa io.


«Izany no lalàna momba ny fahasaropiaro, raha misy vehivavy ratsy fitondrantena ka voaloto tamin’ny fanitsakitsahana ny vadiny


Tsy hanan-tsiny amin’izay ny lahy; fa ny vavy kosa raha meloka, dia handray ny vokatr’izany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra