Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:31 - Baiboly Katolika

31 ka ralehilahy tsy hanan-tsiny, fa ny vavy no hitondra ny fahotany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Dia tsy hanan-tsiny Ralehilahy, fa Ravehivavy kosa dia ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Tsy hanan-tsiny amin’izay ny lahy; fa ny vavy kosa raha meloka, dia handray ny vokatr’izany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Tsy hanan-tsiny amin’izay ny lahy; fa ny vavy kosa raha meloka, dia handray ny vokatr’izany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Dia tsy hanantsiny ralehilahy, fa ravehivavy kosa ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Dia tsy hanan-tsiny ralehilahy, fa ravehivavy kosa ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Dia tsy hanan-tsiny Ralehilahy, fa Ravehivavy kosa dia ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:31
8 Rohy Ifampitohizana  

hataony mamirapiratra toy ny mazava ny fahamarinanao; ary tahaka ny andro mitatao vovonana ny fanananao ny rariny.


Ahy ny fanahy rehetra, na ny fanahin’ny ray, na ny fanahin’ny zanaka, samy Ahy avokoa, ka ny fanahy izay manota dia izy no ho faty.


Raha misy lehilahy maka vadin’olona, ka mandry amin’ny vadin’ny namany, dia hatao maty izy ireo ho valin’izany, na ralehilahy naka vadin’olona na ravehivavy nalainy.


na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana, ka miahiahy ny vadiny, dia hasainy mitsangana eo anatrehan’i Iaveh ny vadiny, ary hampiharin’ny mpisorona aminy izany lalàna rehetra izany;


Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:


Raha olona madio sady tsy misy dia nalehany, no tsy mankalaza ny Paka, dia hoesorina amin’ny fireneny izy; noho izy tsy nanolotra ny fanatitra ho an’i Iaveh amin’ny fotoana voatendry dia hilonjy ny fahotany izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra