Nomery 36:2 - Baiboly Katolika2 «Nodidian’i Iaveh ny tompoko hizara amin’ny filokana ny tany holovan’ny zanak’i Israely; nodidian’i Iaveh koa ny tompoko hanome ny lovan’i Salfaada rahalahinay, ho an’ny zanany vavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ianao, tompokolahy, dia efa nodidian’NY TOMPO hizara ny tany ho an’ny Zanak’Israely amin’ny antsapaka. Ary ianao, tompokolahy, dia efa nodidian’NY TOMPO hanome ny zaratanin’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanany vavy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 ka nanao hoe: –Efa nodidian’ny TOMPO hizara antsapaka ny tany ho an’ny Israelita ianao, ry Mosesy, ary efa nodidiany ihany koa hanome ny zara tanin’i Tselôfehada rahalahinay ho an’ny zanakavaviny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 ka nanao hoe: –Efa nodidian’ny TOMPO hizara antsapaka ny tany ho an’ny Israelita ianao, ry Mosesy, ary efa nodidiany ihany koa hanome ny zara tanin’i Tselôfehada rahalahinay ho an’ny zanakavaviny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Hianao, tompokolahy, efa nodidian’i Jehovah hizara ny tany amin’ny filokana ho an’ny Zanak’Isiraely; ary hianao, tompokolahy, efa nodidian’i Jehovah hanome ny zara-tanin’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanani-vavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Hianao, tompokolahy, efa nodidian'i Jehovah hizara ny tany amin'ny filokana ho an'ny Zanak'Isiraely; ary ianao, tompokolahy, efa nodidian'i Jehovah hanome ny zara-tanin'i Zelofada rahalahinay ho an'ny zananivavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ianao, tompokolahy, dia efa nodidian’NY TOMPO hizara ny tany ho an’ny Zanak’Israely amin’ny antsapaka. Ary ianao, tompokolahy, dia efa nodidian’NY TOMPO hanome ny zaratanin’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanany vavy. Jereo ny toko |