Nomery 34:14 - Baiboly Katolika14 Fa ny fokon’ny zana-dRobena araka ny fokom-pianakaviany avy, sy ny fokon’ny zanak’i Gada, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia efa samy nandray ny azy, ny antsasaky ny fokon’i Manase efa nandray ny lovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 fa ny foko taranak’i Robena araka ny fianakaviany sy ny foko taranak’i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zarataniny, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase koa dia efa nandray ny zarataniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Fa ny foko robenita sy ny foko gadita ary koa ny antsasaky ny fokon’i Manase dia efa samy nahazo ny zara taniny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fa ny foko robenita sy ny foko gadita ary koa ny antsasaky ny fokon’i Manase dia efa samy nahazo ny zara taniny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 fa ny firenena taranak’i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak’i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen’i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 fa ny firenena taranak'i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak'i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen'i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 fa ny foko taranak’i Robena araka ny fianakaviany sy ny foko taranak’i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zarataniny, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase koa dia efa nandray ny zarataniny. Jereo ny toko |