Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 34:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Fa ny foko robenita sy ny foko gadita ary koa ny antsasaky ny fokon’i Manase dia efa samy nahazo ny zara taniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 fa ny foko taranak’i Robena araka ny fianakaviany sy ny foko taranak’i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zarataniny, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase koa dia efa nandray ny zarataniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Fa ny foko robenita sy ny foko gadita ary koa ny antsasaky ny fokon’i Manase dia efa samy nahazo ny zara taniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Fa ny fokon’ny zana-dRobena araka ny fokom-pianakaviany avy, sy ny fokon’ny zanak’i Gada, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia efa samy nandray ny azy, ny antsasaky ny fokon’i Manase efa nandray ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 fa ny firenena taranak’i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak’i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen’i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 fa ny firenena taranak'i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak'i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen'i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha tsy manao izany kosa ianareo, dia manota amin’ny TOMPO, ary fantaro fa ianareo ihany no hifoteran’ny vokatry ny fahotanareo.


Dia nomen’i Mosesy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase zanakalahin’i Jôsefa, ny fanjakan’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita sy ny fanjakan’i Hôga mpanjakan’i Basàna, dia ny tany mbamin’ny tanànany miaraka amin’ny faritra manodidina.


dia atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao manatrika ny fiposahan’ny masoandro.


Nahazo ny zaratany tsara indrindra ho azy izy, dia anjara voatokana ho an’ny mpifehy; avy eo niaraka tamin’ny lehiben’ny vahoaka izy ka nanao ny marina soritan’ny TOMPO sy ny fitsipiny hanasoavana an’i Israely.»


avy eo Izy dia nandroaka teo anoloanareo firenena maro izay lehibe sy matanjaka noho ianareo, mba hampidirany anareo amin’ny taniny sy hanomezany izany ho fanananareo, tahaka ny amin’izao anio izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra