Nomery 33:51 - Baiboly Katolika51 Mitenena amin’ny zanak’i Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordany ianareo, ka efa any amin’ny tany Kanaana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201151 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanana Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA51 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanahàna, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanahàna, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy51 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ka tonga any amin’ny tany Kanana hianareo, Jereo ny tokoMalagasy Bible51 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tafita an'i Jordana ka tonga any amin'ny tany Kanana ianareo, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache51 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanana Jereo ny toko |
«Raha avy izay hahatafidiran’i Iaveh Andriamanitrao anao any amin’ny tany halehanao hakana azy ho fanananao, ary firenena maro no efa voaroakany eo anoloanao, ny Heteanina, ny Gergeseanina, ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Ferezeanina, ny Heveanina, ary ny Jeboseanina, ny firenena fito, maro isa sady mahery noho ianao,