Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 33:50 - Baiboly Katolika

50 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh, tao amin’ny tany lemak’i Moaba amoron’i Jordany tandrifin’i Jerikô nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

50 Tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao, no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao, no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko, ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:50
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao.


Mitenena amin’ny zanak’i Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordany ianareo, ka efa any amin’ny tany Kanaana,


Azon’i Jôsoe avokoa ny tanànan’ireny mpanjaka ireny, sy ny mpanjakany; nasiany tamin’ny lelan-tsabatra ireny, dia nataony anatema, araka ny didin’i Môizy, mpanompon’i Iaveh.


Izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy mpanompony dia nandidian’i Môizy an’i Jôsoe koa, ka notanterahin’i Jôsoe, tsy nisy namelany izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra