Nomery 33:51 - DIEM PROTESTANTA51 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanahàna, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201151 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanana Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanahàna, Jereo ny tokoBaiboly Katolika51 Mitenena amin’ny zanak’i Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordany ianareo, ka efa any amin’ny tany Kanaana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy51 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ka tonga any amin’ny tany Kanana hianareo, Jereo ny tokoMalagasy Bible51 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tafita an'i Jordana ka tonga any amin'ny tany Kanana ianareo, Jereo ny toko |
Ny TOMPO Andriamanitrareo no hampiditra anareo any amin’ny tany izay hidiranareo mba halainareo ho fananana. Firenena maro, firenena fito izay lehibe sy mahery noho ianareo, no horoahin’ny TOMPO hiala eo anoloanareo: dia ny Hetita sy ny Girgasîta, ny Amôrita sy ny Kanahanîta, ny Perizîta sy ny Hivîta ary ny Jebosîta.