Nomery 33:52 - Baiboly Katolika52 dia roahy eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany, fongory avokoa ny vato misy sarin-javatra voasikotra, mbamin’ny sary anidina rehetra, ary ravao daholo ny fitoerana avony rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201152 dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany ary horavanareo ny sampy vatony rehetra, holevoninareo ny sarin-javatra narendrika voalasitra rehetra nataony, hopotehinareo ny toerana fanaovany sorona rehetra; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA52 dia horoahinareo avokoa ny mponina rehetra eo amin’ny tany, hopotehinareo ny sary vato sy sary metaly rehetra mampiseho ny andriamaniny, ary horaranareo avokoa ny toeram-pivavahany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 dia horoahinareo avokoa ny mponina rehetra eo amin’ny tany, hopotehinareo ny sary vato sy sary metaly rehetra mampiseho ny andriamaniny, ary horaranareo avokoa ny toeram-pivavahany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy52 dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany, ary horavanareo ny vato soratany rehetra, ary hosimbanareo ny sarin-javany an-idina rehetra, ary horavanareo ny fitoerana avony rehetra; Jereo ny tokoMalagasy Bible52 dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin'ny tany, ary horavanareo ny vato soratany rehetra, ary hosimbanareo ny sarin-javany an-idina rehetra, ary horavanareo ny fitoerana avony rehetra; Jereo ny toko |