Nomery 33:53 - Baiboly Katolika53 dia alao ho anareo ny tany, ka oneno, fa efa nomeko anareo ny tany hanananareo azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201153 dia halainareo ny tany ka honina ao ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany mba ho zarataninareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA53 Halainareo ny tany ka honenanareo, fa ianareo no nomeko azy ho lovanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Halainareo ny tany ka honenanareo, fa ianareo no nomeko azy ho lovanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy53 dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo hianareo; fa hianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible53 dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache53 dia halainareo ny tany ka honina ao ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany mba ho zarataninareo. Jereo ny toko |