Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 29:4 - Baiboly Katolika

4 roa ampahafolony amin’ny ondralahy, ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia ny zanak’ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 29:4
2 Rohy Ifampitohizana  

ary ny fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo: telo ampahafolony amin’ny vantotr’ombalahy,


Osy lahy iray no sorona noho ny ota, hanaovana ny fanonerana ho anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra