Nomery 29:3 - Baiboly Katolika3 ary ny fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo: telo ampahafolony amin’ny vantotr’ombalahy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy kosa dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ny efaha amin’ny isam-bantotr’ombilahy iray, roa ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-ondrilahy iray, Jereo ny tokoMalagasy Bible3 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy kosa dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy, Jereo ny toko |