Nomery 29:5 - Baiboly Katolika5 Osy lahy iray no sorona noho ny ota, hanaovana ny fanonerana ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Hanatitra osilahy iray koa ianareo ho sorona fanalana ny ota, hanaovana ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho anareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Hanatitra osilahy iray koa ianareo ho sorona fanalana ny ota, hanaovana ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo, Jereo ny tokoMalagasy Bible5 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo, Jereo ny toko |