Nomery 29:4 - DIEM PROTESTANTA4 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 roa ampahafolony amin’ny ondralahy, ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia ny zanak’ondry fito) Jereo ny tokoMalagasy Bible4 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry fito) Jereo ny toko |