Nomery 25:12 - Baiboly Katolika12 Koa noho izany dia ilazao izy fa homeko ny fanekem-pihavanako; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken’ny fihavanako. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Noho izany, dia lazao an’i Pinehasa fa omeko azy ny fanekempihavanako ho loharanom-piadanana; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Noho izany, dia lazao an’i Pinehasa fa omeko azy ny fanekempihavanako ho loharanom-piadanana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken’ny fihavanako; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken'ny fihavanako; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken’ny fihavanako. Jereo ny toko |