Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 25:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Noho izany, dia lazao an’i Pinehasa fa omeko azy ny fanekempihavanako ho loharanom-piadanana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken’ny fihavanako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Noho izany, dia lazao an’i Pinehasa fa omeko azy ny fanekempihavanako ho loharanom-piadanana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Koa noho izany dia ilazao izy fa homeko ny fanekem-pihavanako;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken’ny fihavanako;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary noho izany dia lazao hoe: Indro, omeko azy ny faneken'ny fihavanako;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 25:12
9 Rohy Ifampitohizana  

Saingy nijoro i Pinehasa nanelanelana, dia nitsahatra ilay areti-mandringana:


koa izany asa soa izany dia hahatsiarovana azy eo amin’ny taranaka mifandimby ary mandrakizay.


Fa na dia hifindra hiala aza ny tendrombohitra ary na dia hihozongozona aza ny havoana, dia tsy hiala aminao ny fitiavako ary tsy hihozongozona ny fanekempihavanako mikendry ny hampiadam-pinaritra anao. Izaho TOMPO mpamindra fo aminao no milaza izany.»


«Hanao fanekempihavanana amin’ny andianondriko Aho: Hofoanako tsy ho eo amin’ny tany ny biby masiaka ka honina am-pilaminana any an-taniefitra izy ary handry any an’ala aza.


Hanao fanekempihavanana aminareo Aho, dia fanekempihavanana haharitra mandrakizay. Hataoko miorim-ponenana eo ianareo ka hampitomboiko ny mponina ao aminareo; ary hampitoeriko eo anivonareo mandrakizay ny tempoliko.


Fa ankehitriny efa nivily lalana ianareo mpisorona, ka nahasolafaka olona maro tamin’ny fampianaranareo. Noravanareo noho izany koa ny fanekempihavanako taminareo, hoy Izaho Tompon’izao rehetra izao.


Ka hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao aminareo: «Indro Aho handefa ny irako mba hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo izay tadiavinareo dia ho tonga tampoka ao an-tempoliny. Ho tonga hitondra ny fanekempihavanako ilay iraka izay irinareo; indro avy tokoa Izy!»


Ny Hamalekita no monina amin’ny faritra atsimo; ny Hetita sy ny Hivita ary ny Jebosita sy ny Amôrita no any an-tendrombohitra, fa ny Kanahanîta kosa no mipetraka amoron-dranomasina Mediteranea sy amoron’i Jôrdàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra