Nomery 23:26 - Baiboly Katolika26 Fa hoy ny navalin’i Balaama an’i Balàka nanao hoe: «Moa tsy efa niteny taminao va aho nanao hoe: izay lazain’i Iaveh, hataoko avokoa?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Fa namaly an’i Balaka kosa i Balama hoe: Tsy efa nilaza taminao va aho hoe: Izay rehetra holazain’NY TOMPO ihany no hataoko? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Fa hoy ny navalin’i Balahama azy: –Moa tsy efa niteny taminao ve aho fa izay rehetra holazain’ny TOMPO ihany no hataoko? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Fa hoy ny navalin’i Balahama azy: –Moa tsy efa niteny taminao ve aho fa izay rehetra holazain’ny TOMPO ihany no hataoko? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin’i Balaka hoe: Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain’i Jehovah, izany no hataoko? Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin'i Balaka hoe; Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain'i Jehovah, izany no hataoko? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Fa namaly an’i Balaka kosa i Balama hoe: Tsy efa nilaza taminao va aho hoe: Izay rehetra holazain’NY TOMPO ihany no hataoko? Jereo ny toko |