Nomery 23:27 - Baiboly Katolika27 Hoy i Balàka tamin’i Balaama: «Andeha àry ianao hoentiko any amin’ny toeran-kafa, fa angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy any.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Andeha hoentiko amin’ny toerana hafa indray ianao; angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy avy any! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Dia hoy koa i Balàka tamin’i Balahama: –Andao fa hoentiko any amin’ny toeran-kafa indray ianao; angamba hoeken’Andriamanitra amin’izay ny hanozonanao io vahoaka io any. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia hoy koa i Balàka tamin’i Balahama: –Andao fa hoentiko any amin’ny toeran-kafa indray ianao; angamba hoeken’Andriamanitra amin’izay ny hanozonanao io vahoaka io any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia hoy Balaka tamin’i Balama: Andeha ho entiko any amin’izay tany hafa hianao; angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Andeha ho entiko any amin'izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak'Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Andeha hoentiko amin’ny toerana hafa indray ianao; angamba ho sitrak’Andriamanitra ny hanozonanao azy avy any! Jereo ny toko |