Nomery 23:28 - Baiboly Katolika28 Dia nentin’i Balàka i Balaama ho any an-tampon’i Fogôra izay manerinerina amin’ny efitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ary noentin’i Balaka ho ao an-tampon’i Peora, izay manatrika ny tany efitra, i Balama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Dia nentin’i Balàka i Balahama ho eo an-tampon’i Pehôra izay manoloana ny taniefitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia nentin’i Balàka i Balahama ho eo an-tampon’i Pehôra izay manoloana ny taniefitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary Balama dia nentin’i Balaka ho ao an-tampon’i Peora, izay manatrika ny efitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary Balama dia nentin'i Balaka ho ao an-tampon'i Peora, izay manatrika ny efitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ary noentin’i Balaka ho ao an-tampon’i Peora, izay manatrika ny tany efitra, i Balama. Jereo ny toko |