Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:29 - Baiboly Katolika

29 Ary hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna eto ombalahy fito sy ondralahy fito koa.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy ka manamboara vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 Ary hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Manangana alitara fito eto ho ahy ary manomàna vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito eo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ary hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Manangana alitara fito eto ho ahy ary manomàna vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito eo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Dia hoy Balama tamin’i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy ka manamboara vantotra ombilahy fito sy ondrilahy fito.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:29
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa nomban’Andriamanitra fanampiana ny Levita izay nitondra ny fiaran’ny faneken’i Iaveh, dia namono ombalahy enina sy ondralahy enina natao sorona ny olona.


Dia nentin’i Balàka i Balaama ho any an-tampon’i Fogôra izay manerinerina amin’ny efitra.


Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama; ary nanatitra ombalahy sy ondralahy iray avy isan’ôtely izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra