Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:30 - Baiboly Katolika

30 Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama; ary nanatitra ombalahy sy ondralahy iray avy isan’ôtely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary nanatanteraka izay efa nolazain’i Balama i Balaka ka nanatitra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Dia nataon’i Balàka izay nolazain’i Balahama ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Dia nataon’i Balàka izay nolazain’i Balahama ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary Balaka dia nanao araka izay efa nolazain’i Balama ka nanatitra vantotr’ombilahy, sy ondrilahy iray avy teo ambonin’ny isan-alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary Balaka dia nanao araka izay efa nolazain'i Balama ka nanatitra vantotr'ombilahy, sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ary nanatanteraka izay efa nolazain’i Balama i Balaka ka nanatitra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:30
7 Rohy Ifampitohizana  

Mbola eo am-panaterana ny sorona i Absalôma, dia naniraka haka an’i Akitôfela, Gilaônita, mpanolo-tsaina an’i Davida tany Gilaô tanànany. Nihamasaka fatratra ny firaisan-tetika hikomy, fa nitombo teo ihany ny vahoaka nomba an’i Absalôma.


Raha biby vaventy no aterina ho sorona dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; ka eo anoloan’ny trano lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahina eo anatrehan’i Iaveh.


Namono ondry aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanateriny ho an’i Balaama sy ireo andriandahy teo aminy izany.


Hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna vantotr’ombalahy fito sy ondralahy fito eo koa.»


Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama, ary samy nanateran’i Balàka sy i Balaama vantotr’ombalahy iray sy ondralahy iray avy teo ambonin’ny ôtely.


Ary hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna eto ombalahy fito sy ondralahy fito koa.»


Hitan’i Balaama fa ny hitso-drano an’i Israely no sitrak’i Iaveh ka tsy nandeha hizaha famantarana avy amin’ny fanandroana toy ny teo intsony izy, fa natodiny ny tavany hanatrika ny efitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra