Nomery 17:22 - Baiboly Katolika22 Napetrak’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina, tao an-trano lay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny trano-lain’ny Vavolombelona ireo tehina ireo. Jereo ny toko |