Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:21 - Baiboly Katolika

21 Niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy, ka nanatitra tehina iray tamin’ny filohany rehetra, tehina iray isam-pilohany, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia tehina 12 izany, ary ny tehin’i Aarôna dia teo afovoan’ny tehin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy ka samy nanatitra tehina iray avy teo aminy araka ny fianakaviany ary ny lohan’ny fokony, dia tehina roa amby folo; ary ny tehin’i Arona no teo afovoan’ireo tehiny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Niteny tamin’ny Israelita i Mosesy, dia samy nanatitra tehina iray avy isam-poko ny filoha rehetra; koa dia nahazo tehina roambinifolo izy, ary ny tehin’i Aharôna dia teo afovoan’ny tehin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Niteny tamin’ny Israelita i Mosesy, dia samy nanatitra tehina iray avy isam-poko ny filoha rehetra; koa dia nahazo tehina roambinifolo izy, ary ny tehin’i Aharôna dia teo afovoan’ny tehin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary Mosesy dia niteny tamin’ny Zanak’Isiraely, ka ny lohan’ny firenena dia samy nanatitra tehina iray avy teo aminy araka ny fianakaviany, dia tehina roa ambin’ny folo; ary ny tehin’i Arona dia teo afovoan’ireo tehiny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra