Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:20 - Baiboly Katolika

20 Izay lehilahy tompon’ny tehina hamony, dia izy no hofidiko, ka dia hampanginiko ny fimonomononan’ny zanak’i Israely aminareo eo anatrehako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka ka hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko, izay imonomononany aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Hitsimoka ny tehin’ilay lehilahy hofidiko, koa dia hampanginiko ny fanakianan’ny Israelita anareo eo anatrehako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Hitsimoka ny tehin’ilay lehilahy hofidiko, koa dia hampanginiko ny fanakianan’ny Israelita anareo eo anatrehako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka; ka dia hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Isiraely amiko, izay imonomononany aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra