Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:19 - Baiboly Katolika

19 Dia hapetrakao ao an-trano lay fihaonana ireo, eo anoloan’ny vavolombelona, izay hihaonako aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Dia hataonao ao amin’ny tranolay fihaonana ireo, eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Hapetrakao ao amin’ny Tranolay fihaonana ireo tehina ireo, eo anoloan’ny Vatamasina itahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, dia ilay toerana ihaonako aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Hapetrakao ao amin’ny Tranolay fihaonana ireo tehina ireo, eo anoloan’ny Vatamasina itahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, dia ilay toerana ihaonako aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Dia hataonao ao amin’ny trano-lay fihaonana ireo, dia eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra