Nomery 17:18 - Baiboly Katolika18 Ny anaran’i Aarôna no soraty amin’ny tehin’i Levỳ, fa ho iray ny tehina isam-pilohan’ny fokom-pianakaviany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 afa-tsy ny an’ny fokon’i Levỳ izay hametrahanao ny anaran’i Aharôna, satria tehina iray ihany isaky ny filoham-poko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 afa-tsy ny an’ny fokon’i Levỳ izay hametrahanao ny anaran’i Aharôna, satria tehina iray ihany isaky ny filoham-poko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. Jereo ny toko |