Nomery 17:17 - Baiboly Katolika17 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ary angalao tehina izy ireo, dia tehina iray avy isam-pokom-pianakaviany, dia tehina 12 izany no ho avy amin’ny filohany rehetra araka ny fokom-pianakaviany 12. Samy soraty eo amin’ny tehina ny anarany tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Mitenena amin’ny Zanak’Israely ka analao tehina iray avy araka ny fokony izy, koa ny lehiben’ny fokony rehetra araka ny fianakaviany avy no hanalana azy, dia tehina roa amby folo. Samy soraty eo amin’ny tehiny avy ny anaran’izy rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 –Lazao ny Israelita mba hanolotra tehina iray ho anao isam-pokony avy, izany hoe hahazo tehina roambinifolo avy amin’ny filohan’ny foko rehetra ianao. Hosoratanao eo amin’ny tehiny avy ny anarany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 –Lazao ny Israelita mba hanolotra tehina iray ho anao isam-pokony avy, izany hoe hahazo tehina roambinifolo avy amin’ny filohan’ny foko rehetra ianao. Hosoratanao eo amin’ny tehiny avy ny anarany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely, ka analao tehina iray avy araka ny fianakaviany izy, ka ny lohan’ny fireneny rehetra araka ny fianakaviany avy no hanalana azy, dia tehina roa ambin’ny folo; ary samy soraty eo amin’ny tehiny avy ny anaran’izy rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Mitenena amin’ny Zanak’Israely ka analao tehina iray avy araka ny fokony izy, koa ny lehiben’ny fokony rehetra araka ny fianakaviany avy no hanalana azy, dia tehina roa amby folo. Samy soraty eo amin’ny tehiny avy ny anaran’izy rehetra. Jereo ny toko |