Nomery 17:23 - Baiboly Katolika23 Nony ampitso, niverina tao an-trano lain’ny vavolombelona i Môizy, ka indro fa ny tehin’i Aarôna, dia naniry vony ho an’ny fokon’i Levì, naniriam-bokony sy nivelaram-bony ary namoazana amandy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nony ampitso dia niditra tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona i Mosesy ary indro, nitsimoka tokoa ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amanda masaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Ny ampitso dia niditra tao amin’ny Tranolay i Mosesy, ka nahita fa ny tehin’i Aharôna izay anisan’ny fokon’i Levỳ dia nitsimoka sy namony ary namoa voankazo masaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ny ampitso dia niditra tao amin’ny Tranolay i Mosesy, ka nahita fa ny tehin’i Aharôna izay anisan’ny fokon’i Levỳ dia nitsimoka sy namony ary namoa voankazo masaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary nony ampitso dia niditra tao amin’ny trano-lain’ny Vavolombelona Mosesy, ary indro fa nitsimoka ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amygdala. Jereo ny toko |