Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:24 - Baiboly Katolika

24 Nentin’i Môizy avy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina rehetra ho eo amin’ny zanak’i Israely rehetra, dia nahita izany izy ireo, ka samy naka ny tehiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Dia noentin’i Mosesy niala eo anatrehan’NY TOMPO ny tehina rehetra, ho eo amin’ny Zanak’Israely rehetra ka nijery izy ireo ary samy nandray ny tehiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Nalain’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO avokoa ny tehina ka nasehony tamin’ny Israelita rehetra. Nahita izany izy ireo ka samy naka ny tehiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nalain’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO avokoa ny tehina ka nasehony tamin’ny Israelita rehetra. Nahita izany izy ireo ka samy naka ny tehiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Dia nentin’i Mosesy nivoaka hiala eo anatrehan’i Jehovah ny tehina rehetra, ho eo amin’ny Zanak’Isiraely rehetra; dia nijery izy, ka samy nandray ny tehiny avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra