Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Napetrak’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina, tao an-trano lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny trano-lain’ny Vavolombelona ireo tehina ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra