Matio 14:6 - Baiboly Katolika6 Ary tamin’ny andro nankalazana ny nahaterahan’i Herôda, dia nandihy teo anatrehan’ny olona nasaina ny zanakavavin’i Herôdiada, ka nahafaly an’i Herôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa nony tonga ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Heroda dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin’i Herodiasy ka nahafaly an’i Heroda izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Nony tonga anefa ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i Herôda, dia nandihy teo anatrehan’ny olona nasaina ny zanakavavin’i Herôdiada ka nahafaly an’i Herôda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nony tonga anefa ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i Herôda, dia nandihy teo anatrehan’ny olona nasaina ny zanakavavin’i Herôdiada ka nahafaly an’i Herôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa nony tonga ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Heroda, dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin’i Herodiasy ka nahafaly an’i Heroda. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa nony tonga ny fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Heroda, dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin'i Herodiasy ka nahafaly an'i Heroda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa nony tonga ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Heroda dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin’i Herodiasy ka nahafaly an’i Heroda izany. Jereo ny toko |