Matio 14:7 - Baiboly Katolika7 Noho izany dia nianiana izy hanome azy izay zavatra hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Noho izany, nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Noho izany, dia niozonozona mihitsy ity mpanjaka fa hanome an-drazazavavy ny zavatra hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Noho izany, dia niozonozona mihitsy ity mpanjaka fa hanome an-drazazavavy ny zavatra hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary noho izany dia nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary noho izany dia nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Noho izany, nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona. Jereo ny toko |