Levitikosy 9:21 - Baiboly Katolika21 Raha efa izany dia nahevahevan’i Aarôna teo anatrehan’i Iaveh ny tratran’ireo amam-peny havanana, ho fanatitra ahevaheva, araka ny nandidian’i Môizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 fa ny tratrany sy ny feny havanana kosa dia nataon’i Arona fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidian’i Mosesy azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan’i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidian’i Mosesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan'i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidian'i Mosesy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 fa ny tratrany sy ny feny havanana kosa dia nataon’i Arona fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidian’i Mosesy azy. Jereo ny toko |