Levitikosy 9:20 - Baiboly Katolika20 napetrany teo ambonin’ny tratran’izy ireo ny saborany; dia nodoran’i Aarôna hanetona eo ambonin’ny ôtely ny sabora. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny jaborany ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara izany; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 dia napetrany teo ambonin'ny tratran'ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany; Jereo ny toko |