Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 9:21 - DIEM PROTESTANTA

21 fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 fa ny tratrany sy ny feny havanana kosa dia nataon’i Arona fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidian’i Mosesy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 fa ny tratrany sy ny feny ankavanana kosa dia nahevahevan’i Aharôna teo anatrehan’ny TOMPO no fomba nanolorany azy, araka izay nandidian’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Raha efa izany dia nahevahevan’i Aarôna teo anatrehan’i Iaveh ny tratran’ireo amam-peny havanana, ho fanatitra ahevaheva, araka ny nandidian’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan’i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidian’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 fa ny tratrany sy ny sorony ankavanana kosa dia nahevahevan'i Arona ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidian'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 9:21
9 Rohy Ifampitohizana  

Hapetrakao eo am-pelatanan’i Aharôna sy ny zanany ireo, ka hasainao ahevahevany eo anatrehako ho fanatitra ahevaheva.


Hoy Izy tamiko: «Ianao no mpanompoko, ilay Israely entiko maneho ny voninahitro.»


Ny tavin-kenan’ny biby maty ho azy na voaviraviram-bibidia kosa dia azo anaovan-javatra hafa ihany, saingy tsy azonareo hanina velively.


Aza mihinana ram-borona na ram-biby ianareo, na aiza na aiza hitoeranareo.


dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara;


Ary nisy anjely alikisa avy any an-danitra niseho niaraka tamin’ilay anjely teo ka nidera an’Andriamanitra nanao hoe:


Izay mitoriteny, aoka ho toy ny milaza ireo hafatr’Andriamanitra; izay manompo, aoka ho araka ny hery ampombain’Andriamanitra azy; ka dia amin’ny zavatra rehetra no hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, fa an’Andriamanitra ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay mandrakizay! Amen.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra