Levitikosy 9:22 - Baiboly Katolika22 Dia nasandratr’i Aarôna manandrify ny vahoaka ny tanany, ka nitso-drano azy izy; ary nidina izy, nony avy nanolotra ny sorona noho ny ota sy ny sorona dorana ary ny sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ary nanandratra ny tanany manandrify ny olona i Arona ka nitsodrano azy; dia nidina izy rehefa avy nanolotra ny fanatitra fanadiovana sy ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanati-pihavanana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Rehefa voatolotr’i Aharôna ny sorona fanalana ny ota sy ny sorona dorana manontolo ary ny sorom-pihavanana, dia nanandra-tanana manandrify ny vahoaka izy ka nitsodrano azy; izay vao nidina niala teo amin’ny alitara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Rehefa voatolotr’i Aharôna ny sorona fanalana ny ota sy ny sorona dorana manontolo ary ny sorom-pihavanana, dia nanandra-tanana manandrify ny vahoaka izy ka nitsodrano azy; izay vao nidina niala teo amin’ny alitara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary Arona nanandratra ny tànany manandrify ny olona ka nitso-drano azy; dia nidina izy, rehefa avy nanatitra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny fanati-pihavanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary Arona nanandratra ny tànany manandrify ny olona ka nitso-drano azy; dia nidina izy, rehefa avy nanatitra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny fanati-pihavanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ary nanandratra ny tanany manandrify ny olona i Arona ka nitsodrano azy; dia nidina izy rehefa avy nanolotra ny fanatitra fanadiovana sy ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanati-pihavanana. Jereo ny toko |