Levitikosy 27:16 - Baiboly Katolika16 «Raha misy olona manokana ho an’i Iaveh ny sasany amin’ny zara taniny, dia ho araka ny voa famafy aminy no hanombananao azy, ka volafotsy dimampolo sikla no hanombananao ny tany mifafy orja iray gômera. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Raha misy olona manamasina ny sasany amin’ny zarataniny ho an’NY TOMPO dia hotombanana araka ny voan-javatra famafy eo izany; ny voam-barimbazaha iray homera dia hotombanana sekela volafotsy dimampolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 «Raha zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia araka ny haben’ny voan-javatra famafy eo no hanombanana ny vidiny; ka ny voam-bary ôrza telonjato kilao dia tombanana ho sekela volafotsy dimampolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 «Raha zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia araka ny haben’ny voan-javatra famafy eo no hanombanana ny vidiny; ka ny voam-bary ôrza telonjato kilao dia tombanana ho sekela volafotsy dimampolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary raha misy olona manamasina ho an’ Jehovah ny sasany amin’ny zara-taniny, dia hotombananao izy araka ny voan-javatra famafy eo; ny voam-bary hordea iray homera hotombananao sekely volafotsy dimam-polo. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary raha misy olona manamasina ho an'Jehovah ny sasany amin'ny zara-taniny, dia hotombananao izy araka ny voan-javatra famafy eo; ny voam-bary hordea iray homera hotombananao sekely volafotsy dimam-polo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Raha misy olona manamasina ny sasany amin’ny zarataniny ho an’NY TOMPO dia hotombanana araka ny voan-javatra famafy eo izany; ny voam-barimbazaha iray homera dia hotombanana sekela volafotsy dimampolo. Jereo ny toko |