Levitikosy 27:15 - Baiboly Katolika15 Raha te hanavotra ny tranony ilay nanamasina azy, hotongoaviny ny ampahadiminy izay nanombananao azy, dia ho azy ny trano.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Raha tian’ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy dia hampiany ny ampahadiminy ny vola nataonao tombany ka ho azy ny trano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Raha tian’ny tompony havotana ilay trano, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany; dia ho azy ny trano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Raha tian’ny tompony havotana ilay trano, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany; dia ho azy ny trano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary raha tian’ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy, dia hampiany ho tonga avy fahenina ny vola nataonao tombany, dia ho azy ny trano. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary raha tian'ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy, dia hampiany ho tonga avy fahenina ny vola nataonao tombany, dia ho azy ny trano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Raha tian’ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy dia hampiany ny ampahadiminy ny vola nataonao tombany ka ho azy ny trano. Jereo ny toko |