Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:17 - Baiboly Katolika

17 Raha miantomboka amin’ny taona Jobily no anokanany ny taniny dia io tombany nataony io no arahina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hatao tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Raha manomboka amin’ny taona Jobily no anavahana tany hatokana ho an’ny Tompo, dia izany tombam-bidy izany no harahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Raha manomboka amin’ny taona Jobily no anavahana tany hatokana ho an’ny Tompo, dia izany tombam-bidy izany no harahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily*, dia araka izay hatao tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:17
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary ankamasino ny taona fahadimampolo, ataovy antso avo ny fahafahana ho an’ny mponina rehetra amin’ny tany. Fa jobily ho anareo izany, ka samia ianareo mody amin’ny taniny avy, samia mody ao amin’ny fianakaviany avy.


Jobily ho anareo ny taona fahadimampolo: tsy hamafy ianareo, tsy hijinja izay maniry ho azy amin’ny tany; ary tsy hioty ny voaloboka tsy norantsanana,


Amin’izany taona Jobily izany, samia ianareo mody amin’ny taninareo avy.


Ny andro fahafolon’ny volana fahafito dia tsofy ataovy manakoako ny feon’ny trômpetra; amin’ny andron’ny fanonerana dia tsofy hatraiza hatraiza eo amin’ny taninareo ny trômpetra.


«Raha misy olona manamasina ny tranony, manokana azy ho an’i Iaveh, dia hotombanan’ny mpisorona araka ny hatsarany na ny haratsiany ny trano, ka izay tombany ataon’ny mpisorona no harahina.


«Raha misy olona manokana ho an’i Iaveh ny sasany amin’ny zara taniny, dia ho araka ny voa famafy aminy no hanombananao azy, ka volafotsy dimampolo sikla no hanombananao ny tany mifafy orja iray gômera.


fa raha atỳ aorian’ny Jobily kosa no hanokanany ny taniny, dia ho araka ny isan’ny taona sisa mandra-piavin’ny Jobily no hanombanan’ny mpisorona ny vidiny, ka hahenany ny tombany nataonao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra