Levitikosy 23:16 - Baiboly Katolika16 Hanisa andro dimampolo ianareo aloha mandra-pahatongan’ny ampitson’ny sabata fahafito, dia hanatitra fanatitra vaovao amin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ireo andro dimampolo hisainareo, dia manolora fanatitra vaovao avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito dia dimampolo andro no ho voaisanareo. Amin’io andro io dia manolora fanatitra vaovao ho Ahy TOMPO indray ianareo; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito dia dimampolo andro no ho voaisanareo. Amin’io andro io dia manolora fanatitra vaovao ho Ahy TOMPO indray ianareo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia amin’ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an’i Jehovah indray. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia amin'ny ampitson'ny Sabata fahafito no hahataperan'ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an'i Jehovah indray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ireo andro dimampolo hisainareo, dia manolora fanatitra vaovao avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO. Jereo ny toko |